1 Kings 13:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra: Andeha hiaraka amiko ho any an-trano ianao mba hanao ody am-bavafo kely sady homeko zavatra koa ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’ity olon’Andriamanitra: «Handeha ianao hiara-midina amiko ao an-trano hahazo aina, dia mba hotolorako fanomezana koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary hoy ny mpanjaka tamin’ilay olon’Andriamanitra: –Andao hiaraka amiko ho any an-tranoko ianao mba hihinan-javatra kely sady hotolorako fanomezana.
Malagasy Bible 1865
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra: Andeha hiaraka amiko ho any an-trano ianao mba hanao ody am-bavafo kely, sady homeko zavatra ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hoy ny mpanjaka tamin’ilay lehilahin’Andriamanitra: Andeha hiaraka amiko ho any an-trano ianao mba hanao ody am-bavafo kely sady homeko zavatra koa ianao.
malagasy
Ary hoy ny mpanjaka tamin'ilay lehilahin'Andriamanitra: Andeha hiaraka amiko ho any an-trano ianao mba hanao ody am-bavafo kely, sady homeko zavatra ianao.