1 Kings 13:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy anefa ilay lehilahin’Andriamanitra tamin’ny mpanjaka: Na dia homenao ahy aza ny antsasaky ny tranonao, tsy hiditra any an-tranonao aho, na hihinan-kanina, na hisotro rano eto amin’ity toerana ity;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ity olon’Andriamanitra tamin’ny mpanjaka: «Na dia omenao ny antsasaky ny tranonao aza aho, dia tsy hiara-miditra aminao, sady tsy hihina-mofo na hisotro rano amin’ity fitoerana ity aho,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa hoy ny navalin’ilay olon’Andriamanitra azy hoe: –Na homenao ahy aza ny antsasaky ny fanananao, dia tsy hankany an-tranonao aho, ary tsy hihinan-kanina na hisotro rano atỳ;
Malagasy Bible 1865
Fa hoy ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka: Na dia homenao ahy aza ny antsasaky ny ao an-tranonao, tsy hiditra any an-tranonao, na hihinan-kanina, na hisotro rano atỳ aho;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Fa hoy ilay lehilahin'Andriamanitra tamin'ny mpanjaka: Na dia homenao ahy aza ny antsasaky ny ao an-tranonao, tsy hiditra any an-tranonao, na hihinan-kanina, na hisotro rano atỳ aho;