1 Kings 13:9 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa izao no tenin’NY TOMPO nandrara ahy: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin’izay lalana efa nalehanao ianao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria izao no didy nomena ahy tamin’ny tenin’i Iaveh: Aza mihina-mofo na misotro rano, ary aza ny lalana nalehanao no hiverenanao.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izao no nandidian’ny tenin’ny TOMPO ahy: «Aza mihinan-kanina na misotro rano any ianao, ary aza miverina amin’ny lalana efa nalehanao.»
Malagasy Bible 1865
fa izao no tenin'i Jehovah nandrara ahy: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin'izay lalana efa nalehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa izao no tenin’NY TOMPO nandrara ahy: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin’izay lalana efa nalehanao ianao.
malagasy
fa izao no tenin'i Jehovah nandrara ahy: Aza mihinan-kanina, na misotro rano, na miverina amin'izay lalana efa nalehanao.