1 Kings 14:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indray andro dia narary i Abia, zanak’i Jeroboama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izany andro izany, dia nandraiki-narary i Abià zanak’i Jerôbôama,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’izany andro izany, dia narary i Abià zanakalahin’i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Tamin'izany andro izany dia narary Abia, zanak'i Jeroboama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indray andro dia narary i Abia, zanak’i Jeroboama.
malagasy
[Ny nanjakan'i Jeroboama tamin'ny Isiraely] Tamin'izany andro izany dia narary Abia, zanak'i Jeroboama.