1 Kings 14:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay tamingan’i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha dia hohanin’ny voromanidina; fa NY TOMPO no efa niteny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny tamingan’i Jerôbôama maty an-tanàna hohanin’ny alika; ary izay maty an-tsaha hohanin’ny voromanidina; satria efa niteny i Iaveh.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izay taminganao maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha kosa dia hohanin’ny voro-manidina.» Izany no efa nambaran’ny TOMPO.
Malagasy Bible 1865
Koa izay tamingan'i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina; fa Jehovah no efa niteny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay tamingan’i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin’ny alika, ary izay maty any an-tsaha dia hohanin’ny voromanidina; fa NY TOMPO no efa niteny.
malagasy
Koa izay tamingan'i Jeroboama maty ao an-tanàna dia hohanin'ny alika; ary izay maty any an-tsaha dia hohanin'ny voro-manidina; fa Jehovah no efa niteny.