1 Kings 14:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitsangàna ianao ka modia any an-tranonao. Raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao dia indro, ho faty ny zaza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary mitsangàna ianao, ka modia any an-tranonao, ary raha vao miditra ao an-tanàna ny tongotrao, dia ho faty ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy indray i Ahià mpaminany hoe: –Ianao kosa, ry vadin’i Jerôbohama, mitsangàna ka modia any an-tranonao; fa raha vantany vao mandia ny tanàna ny tongotrao, dia ho faty io zanakao lahy io.
Malagasy Bible 1865
Koa mitsangàna ianao, ka modia any an-tranonao; fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitsangàna ianao ka modia any an-tranonao. Raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao dia indro, ho faty ny zaza.
malagasy
Koa mitsangàna ianao, ka modia any an-tranonao; fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.