1 Kings 14:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary Izy hanolotra ny Israely noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama sady nampanotany ny Israely koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hanolotra an’i Israely izy noho ny fahotan’i Jerôbôama, izay nataon’ny tenany sy izay nampanaoviny an’i Israely.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanolotra an’i Israely amim-pahavalo Izy noho ireo fahotana nataon’i Jerôbohama sady nampanaoviny an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary Izy hanolotra ny Isiraely noho ny fahotana izay nataon'i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary Izy hanolotra ny Israely noho ny fahotana izay nataon’i Jeroboama sady nampanotany ny Israely koa.
malagasy
Ary Izy hanolotra ny Isiraely noho ny fahotana izay nataon'i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely.