1 Kings 14:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niainga ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa tonga teo amin’ny tokonam-baravarana izy dia maty ny zazalahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nitsangana ny vadin’i Jerôbôama ka niainga nandeha izy, dia tonga tany Tersà. Ilay nandingana ny tokonam-baravaran-trano iny izy, dia maty ny zaza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitsangana ny vadin’i Jerôbohama ka lasa ary tonga tany Tiritsà. Koa rehefa nanitsaka ny tokonam-baravaran’ny tranony izy, dia maty ilay zanany lahy.
Malagasy Bible 1865
Dia niainga ny vadin'i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa mby teo amin'ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zazalahy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niainga ny vadin’i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa tonga teo amin’ny tokonam-baravarana izy dia maty ny zazalahy.
malagasy
Dia niainga ny vadin'i Jeroboama ka lasa nandeha ary tonga tany Tirza; koa rehefa mby teo amin'ny tokonam-baravarana izy, dia maty ny zazalahy;