1 Kings 14:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandevina azy ny Israely rehetra sady nisaona azy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Ahia mpaminany mpanompony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nalevina izy ary nitomanian’i Israely rehetra, araka ny tenin’i Iaveh, izay nolazainy tamin’ny alalan’i Ahiasa mpaminany mpanompony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nalevina io sady nanaovan’ny vahoaka Israely rehetra fisaonana, araka ny tenin’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Ahià mpaminany mpanompony.
Malagasy Bible 1865
dia nandevina azy ny Isiraely rehetra sady nisaona azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Ahia mpaminany mpanompony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandevina azy ny Israely rehetra sady nisaona azy, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Ahia mpaminany mpanompony.
malagasy
dia nandevina azy ny Isiraely rehetra sady nisaona azy, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Ahia mpaminany mpanompony.