1 Kings 14:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Roa amby roapolo taona ny fotoana nanjakan’i Jeroboama. Nodimandry any amin’ny razany izy. I Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
22 taona no andro nanjakan’i Jerôbôama. Dia nody mandry any amin’ny razany izy. Ary i Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nanjakàn’i Jerôbohama dia naharitra 22 taona; ary rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia i Nadaba zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary ny andro nanjakan'i Jeroboama dia roa amby roa-polo taona; dia lasa nodi-mandry any amin'ny razany izy; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Roa amby roapolo taona ny fotoana nanjakan’i Jeroboama. Nodimandry any amin’ny razany izy. I Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary ny andro nanjakan'i Jeroboama dia roa amby roa-polo taona; dia lasa nodi-mandry any amin'ny razany izy; ary Nadaba zanany no nanjaka nandimby azy.