1 Kings 14:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Joda ka nampahasaro-piaro Azy. Ny fahotana izay nataony dia mihoatra noho izay rehetra nataon’ny razany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy teo imason’i Iaveh i Jodà, ka nampahasaro-piaro Azy tamin’ny fahotana nataony, mihoatra noho izay nataon’ny razana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO ny mponin’i Joda ka ny fahotana vitany nampahasaro-piaro Azy mihoatra noho ny fahotana vitan’ny razany.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Joda nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ka nampahasaro-piaro Azy tamin'ny fahotana izay nataony mihoatra noho izay rehetra nataon'ny razany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO ny Joda ka nampahasaro-piaro Azy. Ny fahotana izay nataony dia mihoatra noho izay rehetra nataon’ny razany.
malagasy
Ary ny Joda nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah ka nampahasaro-piaro Azy tamin'ny fahotana izay nataony mihoatra noho izay rehetra nataon'ny razany.