1 Kings 14:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama mpanjaka dia niakatra hamely an’i Jerosalema i Sisaka, mpanjakan’i Ejipta.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahadimin’ny nanjakan-dRôbôama, dia niakatra namely an’i Jerosalema i Sesàka, mpanjakan’i Ejipta.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehabohama dia niakatra i Sisàka mpanjakan’i Ejipta mba hamely an’i Jerosalema,
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan'i Egypta, hamely an'i Jerosalema;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahadimy nanjakan’i Rehoboama mpanjaka dia niakatra hamely an’i Jerosalema i Sisaka, mpanjakan’i Ejipta.
malagasy
Ary tamin'ny taona fahadimy nanjakan-dRehoboama mpanjaka dia niakatra Sisaka, mpanjakan'i Egypta, hamely an'i Jerosalema;