1 Kings 14:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nalainy ny harena tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny harena tao amin’ny tranon’ny mpanjaka; lasany avokoa izany rehetra izany. Nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nobaboiny ny rakitry ny tranon’i Iaveh sy ny rakitry ny tranon’ny mpanjaka, dia lasany daholo. Nalainy avokoa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Salômôna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka namabo ny raki-tsoa tao an-tranon’ny TOMPO sy tao an-dapan’ny mpanjaka; nobaboiny avokoa ireo, indrindra ny ampinga volamena rehetra nataon’i Salômôna.
Malagasy Bible 1865
dia nobaboiny ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon'i Solomona
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nalainy ny harena tao amin’ny tranon’NY TOMPO sy ny harena tao amin’ny tranon’ny mpanjaka; lasany avokoa izany rehetra izany. Nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon’i Solomona.
malagasy
dia nobaboiny ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon'i Solomona