1 Kings 14:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka isaky ny mankao an-tranon’i Iaveh ny mpanjaka, dia nentin’ny mpiambina izany, vao naveriny ho any an’efitranon’ny mpihazakazaka indray.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary na oviana na oviana nidiran’ny mpanjaka tao an-tranon’ny TOMPO, dia naka ireo ampinga ireo ny mpiambina ka avy eo namerina azy ho ao an’efitranon’ny mpiambina indray.
Malagasy Bible 1865
Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia nentin'ny mpiambina ireo ka naveriny tao an-trano fiambenana indray.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na oviana na oviana no nidiran’ny mpanjaka tao amin’ny tranon’NY TOMPO dia noentin’ny mpiambina ireny ary naveriny tao amin’ny efitranon’ny mpiambina indray avy eo.
malagasy
Ary na oviana na oviana no nidiran'ny mpanjaka tao an-tranon'i Jehovah, dia nentin'ny mpiambina ireo ka naveriny tao an-trano fiambenana indray.