1 Kings 14:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Rehoboama sisa mbamin’izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny zavatra sisa nataon-dRôbôama, mbamin’izay rehetra vitany, moa tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Jodà?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Rehabohama ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran-dRehoboama sisa mbamin'izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Rehoboama sisa mbamin’izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany?
malagasy
Ary ny tantaran-dRehoboama sisa mbamin'izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany?