1 Kings 14:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mitondrà mofo folo sy mofo madinika ary tantely iray tavoara ka mankanesa any aminy; fa hanambara aminao izay ho momba ny zaza izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mitondrà mofo folo sy mofomamy ary tantely iray tavoara, dia midira ao aminy, fa hambarany aminao izay tsy maintsy hahazo ny zaza.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mitondrà mofo folo sy mofomamy ary tantely iray tavoara, dia mankanesa ao aminy, fa hambarany aminao izay hanjo ity zanatsika ity.
Malagasy Bible 1865
Koa mitondrà mofo folo sy mofo madinika ary tantely iray tavoara, ka mankanesa any aminy; fa izy hanambara aminao izay ho toetry ny zaza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mitondrà mofo folo sy mofo madinika ary tantely iray tavoara ka mankanesa any aminy; fa hanambara aminao izay ho momba ny zaza izy.
malagasy
Koa mitondrà mofo folo sy mofo madinika ary tantely iray tavoara, ka mankanesa any aminy; fa izy hanambara aminao izay ho toetry ny zaza.