1 Kings 14:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niady mandrakariva i Rehoboama sy i Jeroboama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niady mandrakariva i Rôbôama sy i Jerôbôama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy mandrakariva ny ady teo amin’i Rehabohama sy i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niady mandrakariva i Rehoboama sy i Jeroboama.
malagasy
Ary niady mandrakariva Rehoboama sy Jeroboama.Ary Rehoboama lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida. Ary ny anaran-dreniny dia Nama Amonita. Ary Abia zanany no nanjaka nandimby azy.