1 Kings 14:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mandehana, lazao amin’i Jeroboama hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Satria nanandratra anao avy tamin’ny olona Aho ka nanendry anao ho mpitarika ny Israely oloko
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mandehana lazao amin’i Jerôbôama hoe: Izao no lazain’i Iaveh Andriamanitr’i Israely: Nanandratra anao avy amin’ny vahoaka aho, ka nanangana anao ho filohany amin’i Israely vahoakako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa mandehana ka lazao amin’i Jerôbohama fa izao no lazain’ny TOMPO Andriamanitr’i Israely: «Efa nasandratro avy tamin’ny sarambaben’olona ianao ary notendreko ho filohan’i Israely vahoakako;
Malagasy Bible 1865
Koa mandehana, ka lazao amin'i Jeroboama hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Satria nanandratra anao avy tamin'ny olona Aho ka nanendry anao ho mpanapaka ny Isiraely oloko,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mandehana, lazao amin’i Jeroboama hoe: Izao no lazain’NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely: Satria nanandratra anao avy tamin’ny olona Aho ka nanendry anao ho mpitarika ny Israely oloko
malagasy
Koa mandehana, ka lazao amin'i Jeroboama hoe: Izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Satria nanandratra anao avy tamin'ny olona Aho ka nanendry anao ho mpanapaka ny Isiraely oloko,