1 Kings 15:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, no tonga mpanjakan’i Joda i Abia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakan’i Jerôbôama zanak’i Nabata, no nahatongavan’i Abiama ho mpanjakan’i Jodà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-18 nanjakàn’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata tamin’i Israely no tonga mpanjakan’i Joda i Abiama;
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahavalo amby folo nanjakan’i Jeroboama, zanak’i Nebata, no tonga mpanjakan’i Joda i Abia.
malagasy
[Ny nanjakan'i Abia sy Asa tamin'ny Joda] Ary tamin'ny taona fahavalo ambin'ny folo nanjakan'i Jeroboama, zanak'i Nebata, no vao nanjakan'i Abia tamin'ny Joda.