1 Kings 15:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iraika amby efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Imaka, zanakavavin’i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
41 taona no nanjakany tao Jerosalema, ary Maakà, zanaka vavin’i Abesalôma no anaran-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary naharitra 41 taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-drenibeny dia Mahekà zanakavavin’i Abisalôma.
Malagasy Bible 1865
Ary iraika amby efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin'i Absaloma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iraika amby efapolo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Imaka, zanakavavin’i Absaloma.
malagasy
Ary iraika amby efa-polo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin'i Absaloma.