1 Kings 15:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Asa, toy ny nataon’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay mahitsy eo imason’i Iaveh tahaka an’i Davida rainy i Asà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO toy ny nataon’i Davida rainy i Asà.
Malagasy Bible 1865
Ary Asa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah toy ny nataon'i Davida rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Asa, toy ny nataon’i Davida rainy.
malagasy
Ary Asa nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah toy ny nataon'i Davida rainy.