1 Kings 15:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na izany aza, ireo toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason’NY TOMPO ny fon’i Asa tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nefa tsy dia foana ny fitoerana avo, na dia an’i Iaveh aza ny fon’i Asà manontolo, tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny toeram-panasinana kosa tsy fongotra tanteraka, na dia nahitsy teo imason’ny TOMPO aza ny fon’i Asà nandritra ny andro rehetra niainany.
Malagasy Bible 1865
Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason'i Jehovah ny fon'i Asa tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na izany aza, ireo toerana fanaovana sorona dia tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason’NY TOMPO ny fon’i Asa tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Fa ny fitoerana avo tsy mba noravana; nefa nahitsy teo imason'i Jehovah ny fon'i Asa tamin'ny andro rehetra niainany.