1 Kings 15:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misy fanekena amiko sy aminao, ary tamin’ny raiko sy ny rainao. Koa indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao aho; andeha, tsoahy ny fanekenao tamin’i Basa, mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Aoka hisy fanekena, toy ny tamin-draiko sy tamin-drainao, amiko sy aminao. Ary indro aho mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao, ka andeha tsoahy ny fanekeko tamin’i Baasà, mpanjakan’i Israely, mba hialany atỳ amiko.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Aoka hisy fifanekena amiko sy aminao, toy izay nisy tamin-draiko sy tamin-drainao. Indro mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao aho; fa ndeha tsoahy ny fifanekenao tamin’i Bahasà mpanjakan’i Israely mba hialany amin’ny taniko.»
Malagasy Bible 1865
Aoka hisy fanekena amiko sy aminao toy ny tamin'ny raiko sy ny rainao; koa, indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao aho; andeha, tsoahy ny fanekenao tamin'i Basa, mpanjakan'ny Isiraely, mba hialany amiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misy fanekena amiko sy aminao, ary tamin’ny raiko sy ny rainao. Koa indro, mampanatitra volafotsy sy volamena ho fanomezana ho anao aho; andeha, tsoahy ny fanekenao tamin’i Basa, mpanjakan’ny Israely, mba hialany amiko.
malagasy