1 Kings 15:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Imaka, zanakavavin’i Absaloma.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary telo taona no nanjakany teo Jerosalema. Maakà, zanaka vavin’i Abesalôma no anaran-dreniny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary naharitra telo taona no nanjakany tao Jerosalema. Ny anaran-dreniny dia Mahekà zanakavavin’i Abisalôma.
Malagasy Bible 1865
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin'i Absaloma.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ny anaran’ny reniny dia Imaka, zanakavavin’i Absaloma.
malagasy
Telo taona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Imaka, zanakavavin'i Absaloma.