1 Kings 15:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa ren’i Basa izany dia nitsahatra tsy nanamboatra an’i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nandre izany i Baasà, dia nitsahatra tsy nanorina an’i Ramà, fa nitoetra tao Tersà izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ren’i Bahasà izany vaovao izany, dia nitsahatra tsy nanamafy an’i Ramà intsony izy ary niverina nipetraka tao Tiritsà.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa ren'i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an'i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa ren’i Basa izany dia nitsahatra tsy nanamboatra an’i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza.
malagasy
Ary rehefa ren'i Basa izany, dia nitsahatra tsy nanamboatra an'i Rama intsony izy sady nitoetra tao Tirza.