1 Kings 15:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary nodimandry any amin’ny razany izy ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nody mandry any amin’ny razany i Asà ka nalevina teo akaikin’ny razany, tao an-tanànan’i Davida. Ary i Jôsafata zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina am-pasan-drazana tao an- tanànan’i Davida; ary i Jôsafata zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary nodimandry any amin’ny razany izy ka nalevina tao amin’ny razany tao amin’ny Tanànan’i Davida rainy. I Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary lasa nodimandry any amin'ny razany, dia nalevina tao amin'ny razany tao an-Tanànan'i Davida rainy izy; ary Josafata zanany no nanjaka nandimby azy.