1 Kings 15:28 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahafaty azy i Basa tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda ka izy no nanjaka nisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia matin’i Baasà izy, tamin’ny taona fahatelon’i Asà mpanjakan’i Jodà, ka dia izy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, novonoin’i Bahasà ho faty i Nadaba tamin’ny taona fahatelo nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda; ary izy no nanjaka nandimby an’i Nadaba.
Malagasy Bible 1865
Ary Basa nahafaty azy tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ka dia nanjaka nisolo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahafaty azy i Basa tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda ka izy no nanjaka nisolo azy.
malagasy
Ary Basa nahafaty azy tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ka dia nanjaka nisolo azy.