1 Kings 15:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nandeha tamin’ny fahotana rehetra nataon’ny rainy izy, dia izay nataony teo alohany; ny fony dia tsy mba nahitsy tamin’NY TOMPO Andriamaniny tahaka ny fon’i Davida rainy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nandeha tamin’ny fahotan-drainy rehetra, izay nataony teo alohany izy, ary tsy mba an’i Iaveh, toy ny fon’i Davida rainy, ny fony manontolo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fahotana rehetra nataon-drainy teo alohany ihany no nizorany; ary tsy mba nahitsy fo tamin’ny TOMPO Andriamaniny tahaka an’i Davida rainy izy.
Malagasy Bible 1865
Ary nandeha tamin'ny fahotana rehetra nataon-drainy izy, dia izay nataony teo alohany; ary ny fony tsy mba nahitsy tamin'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon'i Davida rainy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nandeha tamin’ny fahotana rehetra nataon’ny rainy izy, dia izay nataony teo alohany; ny fony dia tsy mba nahitsy tamin’NY TOMPO Andriamaniny tahaka ny fon’i Davida rainy.
malagasy
Ary nandeha tamin'ny fahotana rehetra nataon-drainy izy, dia izay nataony teo alohany; ary ny fony tsy mba nahitsy tamin'i Jehovah Andriamaniny tahaka ny fon'i Davida rainy.