1 Kings 15:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izany dia noho ny fahotana nataon’i Jeroboama sy noho ny nampanotany ny Israely tamin’izay nataony ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny fahotan’i Jerôbôama izay nataony sy izay nampanaoviny an’i Israely, ka nampahatezerany an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely tamin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny nahatonga izany kosa dia ny fahotana nataon’i Jerôbohama sady nampanaoviny an’i Israely ka nampahatezitra mafy ny TOMPO Andriamanitr’i Israely.
Malagasy Bible 1865
noho ny fahotana nataon'i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely tamin'izay nataony nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izany dia noho ny fahotana nataon’i Jeroboama sy noho ny nampanotany ny Israely tamin’izay nataony ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely.
malagasy
noho ny fahotana nataon'i Jeroboama sady nampanotany ny Isiraely tamin'izay nataony nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely.