1 Kings 15:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niady i Asa sy i Basa, mpanjakan’ny Israely, tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niady ihany i Asà sy i Baasà mpanjakan’i Israely tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy hatrany ny ady teo amin’i Asà sy i Bahasà mpanjakan’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan'ny Isiraely, tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niady i Asa sy i Basa, mpanjakan’ny Israely, tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Ary niady Asa sy Basa, mpanjakan'ny Isiraely, tamin'ny andro rehetra niainany.