1 Kings 15:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjakan’ny Israely rehetra tao Tirza i Basa, zanak’i Ahia, ka nanjaka efatra amby roapolo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona fahatelon’i Asà mpanjakan’i Jodà, dia tonga mpanjaka tamin’i Israely rehetra tao Tersà kosa i Baasà zanak’i Ahiasa, ary 24 taona no nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda no tonga mpanjaka tamin’i Israely avaratra manontolo i Bahasa zanakalahin’i Ahià; ary naharitra 24 taona no nanjakany tao Tiritsà.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Basa, zanak'i Ahia, tamin'ny Isiraely rehetra tao Tirza; ary mpanjaka efatra amby roa-polo taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahatelo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjakan’ny Israely rehetra tao Tirza i Basa, zanak’i Ahia, ka nanjaka efatra amby roapolo taona izy.
malagasy
Tamin'ny taona fahatelo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Basa, zanak'i Ahia, tamin'ny Isiraely rehetra tao Tirza; ary mpanjaka efatra amby roa-polo taona izy.Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nandeha tamin'ny lalan'i Jeroboama sy tamin'ny fahotany izay nampanotany ny Isiraely.