1 Kings 15:34 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, fa nandeha tamin’ny lalan’i Jeroboama sy tamin’ny fahotany izay nampanotany ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh izy, ary nandeha tamin’ny lalan’i Jerôbôama sy tamin’ny fahotana nampanaoviny an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO izy, satria nizorany ny fitondrantenan’i Jerôbohama sy ny fahotana izay nampanaoviny an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nandeha tamin'ny lalan'i Jeroboama sy tamin'ny fahotany izay nampanotany ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy teo imason’NY TOMPO izy, fa nandeha tamin’ny lalan’i Jeroboama sy tamin’ny fahotany izay nampanotany ny Israely.
malagasy
Ary nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah izy, fa nandeha tamin'ny lalan'i Jeroboama sy tamin'ny fahotany izay nampanotany ny Isiraely.