1 Kings 15:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa noho ny amin’i Davida dia nomen’NY TOMPO Andriamaniny fanilo tany Jerosalema ihany izy ka natsangany handimby azy ny zanany sady nampaharitra an’i Jerosalema Izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny amin’i Davida anefa, i Iaveh Andriamaniny dia nanome fanilo azy tao Jerosalema ihany, fa nanangana ny zanany handimby azy, sady nampaharitra an’i Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa nomen’ny TOMPO Andriamaniny zanakalahy handimby izy mba tsy ho faty ilay fanilo tao Jerosalema ary mba hampaharitra an’i Jerosalema ho renivohitra; noho ny amin’i Davida izany,
Malagasy Bible 1865
Nefa noho ny amin'i Davida dia nomen'i Jehovah Andriamaniny fanilo tany Jerosalema ihany izy, fa natsangany handimby azy ny zanany, sady nampaharitra an'i Jerosalema Izy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa noho ny amin’i Davida dia nomen’NY TOMPO Andriamaniny fanilo tany Jerosalema ihany izy ka natsangany handimby azy ny zanany sady nampaharitra an’i Jerosalema Izy,
malagasy
Nefa noho ny amin'i Davida dia nomen'i Jehovah Andriamaniny fanilo tany Jerosalema ihany izy, fa natsangany handimby azy ny zanany, sady nampaharitra an'i Jerosalema Izy,