1 Kings 15:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
satria nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Davida ka tsy nivily niala tamin’izay nandidiany azy tamin’ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin’i Oria hetita ihany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria i Davida nanao izay mahitsy teo imason’i Iaveh fa tsy mba nivily tamin’ny didy rehetra azony taminy, nandritra ny andro rehetra niainany, afa-tsy tamin’ny raharahan’i Oria, Heteanina, ihany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria nanao izay mahitsy eo imason’ny TOMPO i Davida ka tsy niala tamin’izay nandidiany azy tamin’ny andro rehetra niainany, afa-tsy tamin’ny raharahan’i Orià ilay Hetita ihany.
Malagasy Bible 1865
satria Davida nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ka tsy nivily niala tamin'izay nandidiany azy tamin'ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin'i Oria Hetita ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
satria nanao izay mahitsy teo imason’NY TOMPO i Davida ka tsy nivily niala tamin’izay nandidiany azy tamin’ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin’i Oria hetita ihany.
malagasy
satria Davida nanao izay mahitsy eo imason'i Jehovah ka tsy nivily niala tamin'izay nandidiany azy tamin'ny andro rehetra niainany, afa-tsy ilay tamin'i Oria Hetita ihany.