1 Kings 15:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niady i Rehoboama sy i Jeroboama tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niady i Rôbôama sy i Jerôbôama tamin’ny andro rehetra niainany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy hatrany ny ady teo amin’i Rehabohama sy i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Ary niady Rehoboama sy Jeroboama tamin'ny andro rehetra niainany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niady i Rehoboama sy i Jeroboama tamin’ny andro rehetra niainany.
malagasy
Ary niady Rehoboama sy Jeroboama tamin'ny andro rehetra niainany.