1 Kings 15:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny tantaran’i Abia sisa mbamin’izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany? Niady i Abia sy i Jeroboama.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny sisa tamin’ny asan’i Abiama, mbamin’izay rehetra nataony, moa izany va tsy efa voasoratra ao amin’ny bokin’ny Tantaran’ny mpanjakan’i Jodà? Niady i Abiama sy i Jerôbôama.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny sisa amin’ny tantaran’i Abiama ary koa ny zavatra hafa rehetra nataony dia voasoratra ao amin’ny boky milohateny hoe Asan’ireo mpanjakan’i Joda. Ary nisy ady hatrany teo amin’i Abiama sy i Jerôbohama.
Malagasy Bible 1865
Ary ny tantaran'i Abia sisa mbamin'izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany? Ary niady Abia sy Jeroboama
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny tantaran’i Abia sisa mbamin’izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin’ny bokin’ny tantaran’ny mpanjakan’ny Joda va izany? Niady i Abia sy i Jeroboama.
malagasy
Ary ny tantaran'i Abia sisa mbamin'izay rehetra nataony, tsy voasoratra ao amin'ny bokin'ny tantaran'ny mpanjakan'ny Joda va izany? Ary niady Abia sy Jeroboama