1 Kings 15:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. I Asa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary nody mandry any amin’ny razany i Abiama, ka nalevina ao an-tanànan’i Davida. I Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina tao an- tanànan’i Davida; ary i Asà zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry any amin’ny razany i Abia, dia nalevina tao amin’ny Tanànan’i Davida izy. I Asa zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Abia lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao an-Tanànan'i Davida izy; ary Asa zanany no nanjaka nandimby azy.