1 Kings 16:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga tamin’i Jeho, zanak’i Hanany, ny tenin’NY TOMPO ny amin’i Basa hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tonga tamin’i Jehoa, zanak’i Hananì, ny tenin’i Iaveh namely an’i Baasà, nanao hoe:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary nisy tenin’ny TOMPO tamin’i Jehò mpaminany zanakalahin’i Hananỳ, dia hafatra ny amin’i Bahasà manao hoe:
Malagasy Bible 1865
Ary tonga tamin'i Jeho, zanak'i Hanany, ny tenin'i Jehovah ny amin i Basa nanao hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga tamin’i Jeho, zanak’i Hanany, ny tenin’NY TOMPO ny amin’i Basa hoe:
malagasy
Ary tonga tamin'i Jeho, zanak'i Hanany, ny tenin'i Jehovah ny amin i Basa nanao hoe: