1 Kings 16:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Niditra tao i Zimry ka namely an’i Elaha ho faty tamin’ny taona fahafito amby roapolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia niditra i Zambrì, ka namono ary nahafaty azy, tamin’ny taona faha-27-n’i Asà, mpanjakan’i Jodà, ary nanjaka nandimby azy izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia niditra i Zimrỳ ka namono nahafaty azy tamin’ny taona faha-27 nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda; ary izy no nanjaka nandimby an’i Elà.
Malagasy Bible 1865
Dia niditra Zimry ka namely an'i Elaha ho faty tamin'ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Niditra tao i Zimry ka namely an’i Elaha ho faty tamin’ny taona fahafito amby roapolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy.
malagasy
Dia niditra Zimry ka namely an'i Elaha ho faty tamin'ny taona fahafito amby roa-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ary izy no nanjaka nisolo azy.