1 Kings 16:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony vao nanjaka i Zimry ka nipetraka tamin’ny sezafiandrianany dia namono ny mpianakavin’i Basa rehetra izy ka tsy navelany hisy miangana na dia lehilahy iray akory aza, na tamin’ny havany, na tamin’ny sakaizany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony tonga mpanjaka sy tafapetraka tamin’ny seza fiandrianany izy, dia novonoiny avokoa ny fianakavian’i Baasà, ka tsy nasiany lahy iray nitsangana, na ny mpianakaviny na ny sakaizany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary vantany vao nanjaka i Zimrỳ ka nipetraka teo amin’ny sezafiandrianany, dia naringany avokoa ny fianakavian’i Bahasà, ka tsy nasiany niangana rehefa mety ho lehilahy, na tamin’ny havany izany na tamin’ny sakaizany;
Malagasy Bible 1865
Ary nony vao nanjaka Zimry ka nipetraka tamin'ny seza fiandrianany, dia namono ny mpianakavin'i Basa rehetra izy; ka tsy navelany hisy miangana na dia lehilahy iray akory aza. na tamin'ny havany, na tamin'ny sakaizany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony vao nanjaka i Zimry ka nipetraka tamin’ny sezafiandrianany dia namono ny mpianakavin’i Basa rehetra izy ka tsy navelany hisy miangana na dia lehilahy iray akory aza, na tamin’ny havany, na tamin’ny sakaizany.
malagasy