1 Kings 16:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Toy izany no nandringanan’i Zimry ny mpianakavin’i Basa rehetra, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Jeho mpaminany ny amin’i Basa,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Toy izany no namongoran’i Zambrì ny fianakavian’i Baasà rehetra, araka ny tenin’i Iaveh, izay nolazainy tamin’ny lalan’i Jehoa mpaminany nihatra tamin’i Baasà
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
naringan’i Zimrỳ avokoa ny fianakavian’i Bahasà araka ny teny nolazain’ny TOMPO tamin’ny alalan’i Jehò mpaminany.
Malagasy Bible 1865
Toy izany no nandringanan'i Zimry ny mpianakavin'i Basa rehetra, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Jehovah mpaminany ny amin'i Basa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Toy izany no nandringanan’i Zimry ny mpianakavin’i Basa rehetra, araka ny tenin’NY TOMPO izay nampilazainy an’i Jeho mpaminany ny amin’i Basa,
malagasy
Toy izany no nandringanan'i Zimry ny mpianakavin'i Basa rehetra, araka ny tenin'i Jehovah izay nampilazainy an'i Jehovah mpaminany ny amin'i Basa,