1 Kings 16:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan’i Elaha zanany koa, izay nataony, sady nampanotany ny Israely ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, noho ny amin’ireo sampiny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny fahotana rehetra nataon’i Baasà sy i Elà zanany, sy nampanaoviny an’i Israely, ka nampahatezerany an’i Iaveh Andriamanitr’i Israely tamin’ny sampiny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no vokatry ny fahotana vitan’i Bahasà sy i Elà zanany, dia izay nataon’izy mianaka sady nampanaoviny an’i Israely ka nampahatezitra ny TOMPO Andriamanitr’i Israely tamin’ny sampiny.
Malagasy Bible 1865
noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan'i Elaha zanany koa, izay nataony sady nampanotany ny Isiraely ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny zava-poanany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan’i Elaha zanany koa, izay nataony, sady nampanotany ny Israely ka nahatezitra NY TOMPO, Andriamanitry ny Israely, noho ny amin’ireo sampiny.
malagasy
noho ny fahotany rehetra sy ny fahotan'i Elaha zanany koa, izay nataony sady nampanotany ny Isiraely ka nampahatezitra an'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamin'ny zava-poanany.