1 Kings 16:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia niakatra avy tao Gibetona i Omry sy ny Israely rehetra niaraka taminy ka nanao fahirano an’i Tirza.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niakatra avy any Gebetôna i Amrì sy i Israely rehetra niaraka taminy ka tonga nanao fahirano an’i Tersà.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niala tao Gibetôna i Hômrỳ sy ny tafiny manontolo ka nanao fahirano an’i Tiritsà.
Malagasy Bible 1865
Dia niakatra avy tao Gibetona Omry sy ny Isiraely rehetra niaraka taminy, ka dia nanao fahirano an'i Tirza.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia niakatra avy tao Gibetona i Omry sy ny Israely rehetra niaraka taminy ka nanao fahirano an’i Tirza.
malagasy
Dia niakatra avy tao Gibetona Omry sy ny Isiraely rehetra niaraka taminy, ka dia nanao fahirano an'i Tirza.