1 Kings 16:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany dia noho ny fahotana izay nataony tamin’ny nanaovany izay ratsy teo imason’NY TOMPO, tamin’ny nandehanany tamin’ny lalan’i Jeroboama sy tamin’ny fahotana izay nataony sady nampanotany ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
noho ny fahotana nataony, tamin’ny nanaovany izay ratsy teo imason’i Iaveh sy nandehanany tamin’ny lalan’i Jerôbôama ary tamin’ny fahotana nataon’i Jerôbôama hampanota an’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no vokatry ny fahotana vitan’i Zimrỳ, fony izy nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO satria nizorany ny fitondrantenan’i Jerôbohama sy ny fahotana izay nataony sady nampanaoviny an’i Israely.
Malagasy Bible 1865
noho ny fahotana izay nataony tamin'ny nanaovany izay ratsy eo imason'i Jehovah, tamin'ny nandehanany tamin'ny lalan'i Jeroboama sy tamin'ny fahotana izay nataony sady nampanotany ny Isiraely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
noho ny fahotana izay nataony tamin'ny nanaovany izay ratsy eo imason'i Jehovah, tamin'ny nandehanany tamin'ny lalan'i Jeroboama sy tamin'ny fahotana izay nataony sady nampanotany ny Isiraely.