1 Kings 16:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny taona fahiraika amby telopolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjaka i Omry. Nanjaka roa amby folo taona tamin’ny Israely izy. Tao Tirza no nanjakany nandritra ny enin-taona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-31-n’i Asà, mpanjakan’i Jodà, dia tonga mpanjakan’i Israely kosa i Amrì, ary 12 taona no nanjakany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny taona faha-31 nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda no tonga mpanjakan’i Israely i Hômrỳ; ary naharitra 12 taona no nanjakàny ka ny enina tamin’izany dia tao Tiritsà.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny taona fahiraika amby telo-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Omry; ary nanjaka roa ambin'ny folo taona tamin'ny Isiraely izy; tao Tirza no nanjakany enin-taona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny taona fahiraika amby telopolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, no tonga mpanjaka i Omry. Nanjaka roa amby folo taona tamin’ny Israely izy. Tao Tirza no nanjakany nandritra ny enin-taona.
malagasy
Tamin'ny taona fahiraika amby telo-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, no vao nanjakan'i Omry; ary nanjaka roa ambin'ny folo taona tamin'ny Isiraely izy; tao Tirza no nanjakany enin-taona.