1 Kings 16:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO anefa i Omry, eny, nanao izay ratsy mihoatra noho izay rehetra talohany izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’i Iaveh i Amrì, sady nanao ratsy mihoatra izay rehetra talohany izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO i Hômrỳ, eny, nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra teo alohany aza;
Malagasy Bible 1865
Fa Omry nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah; eny, nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra teo alohany izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO anefa i Omry, eny, nanao izay ratsy mihoatra noho izay rehetra talohany izy;
malagasy
Fa Omry nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah; eny, nanao ratsy mihoatra noho izay rehetra teo alohany izy;