1 Kings 16:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nodimandry any amin’ny razany i Omry, dia nalevina tao Samaria. I Ahaba zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary nody mandry any amin’ny razany i Amrì, ka nalevina ao Samaria. I Akaba zanany lahy, no nanjaka nandimby azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa lasa nodimandry any amin’ny razany izy, dia nalevina tao Samaria; ary i Ahaba zanany lahy no nanjaka nandimby azy.
Malagasy Bible 1865
Ary Omry lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Ahaba zanany no nanjaka nandimby azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nodimandry any amin’ny razany i Omry, dia nalevina tao Samaria. I Ahaba zanany no nanjaka nandimby azy.
malagasy
Ary Omry lasa nodi-mandry any amin'ny razany, dia nalevina tao Samaria izy; ary Ahaba zanany no nanjaka nandimby azy.