1 Kings 16:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tonga mpanjakan’ny Israely i Ahaba zanak’i Omry, tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, ary nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria nandritra ny roa amby roapolo taona izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’ny taona faha-38-n’i Asà mpanjakan’i Jodà no tonga mpanjakan’i Israely kosa i Akaba zanak’i Amrì, ary 22 taona no nanjakan’i Akaba zanak’i Amrì, tao Samaria, tamin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tamin’ny faha-38 taona nanjakàn’i Asà mpanjakan’i Joda no tonga mpanjaka tamin’i Israely i Ahaba zanakalahin’i Hômrỳ; ary naharitra 22 taona no nanjakàny tamin’i Israely tao Samaria.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahaba, zanak'i Omry, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tamin'ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ary nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria roa amby roa-polo Taona izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tonga mpanjakan’ny Israely i Ahaba zanak’i Omry, tamin’ny taona fahavalo amby telopolo nanjakan’i Asa, mpanjakan’ny Joda, ary nanjaka tamin’ny Israely tao Samaria nandritra ny roa amby roapolo taona izy.
malagasy
[Ny niantombohan'ny nanjahan'i Ahaba tamin'ny Isiraely] Ary Ahaba, zanak'i Omry, vao nanjaka tamin'ny Isiraely tamin'ny taona fahavalo amby telo-polo nanjakan'i Asa, mpanjakan'ny Joda, ary nanjaka tamin'ny Isiraely tao Samaria roa amby roa-polo Taona izy.