1 Kings 16:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia indro, hofongorako i Basa sy ny taranany, ary ny taranakao dia hataoko tahaka ny taranak’i Jeroboama, zanak’i Nebata.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, indro, hofongorako kosa i Baasà sy ny tranony, ary hampanahafiko ny tranon’i Jerôbôama zanak’i Nabata, ny tranonao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, hofongorako ny tenanao sy ny fianakavianao ka hataoko tahaka ny fianakavian’i Jerôbohama zanakalahin’i Nebata.
Malagasy Bible 1865
dia, indro, hofongorako Basa sy ny taranany, ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'Jeroboama, zanak'i Nebata.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia indro, hofongorako i Basa sy ny taranany, ary ny taranakao dia hataoko tahaka ny taranak’i Jeroboama, zanak’i Nebata.
malagasy
dia, indro, hofongorako Basa sy ny taranany, ary ny taranakao hataoko tahaka ny taranak'Jeroboama, zanak'i Nebata.