1 Kings 16:30 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO mihoatra noho izay rehetra talohany i Ahaba, zanak’i Omry.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanao izay ratsy eo imason’ny Tompo mihoatra noho izay rehetra teo alohany, i Akaba zanak’i Amrì.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary izy io dia nanao izay ratsy eo imason’ny TOMPO mihoatra noho izay rehetra teo alohany.
Malagasy Bible 1865
Ary Ahaba, zanak'i Omry, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah mihoatra noho izay rehetra teo alohany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanao izay ratsy eo imason’NY TOMPO mihoatra noho izay rehetra talohany i Ahaba, zanak’i Omry.
malagasy
Ary Ahaba, zanak'i Omry, nanao izay ratsy eo imason'i Jehovah mihoatra noho izay rehetra teo alohany.